|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  varavarana
Partie du discours  2  nom
Morphologie 
3  Simple :
4  Préfixée :
Explications en malgache  5 Loaka namboarina amin' ny rindrin' ny trano mba hahazoana miditra sy mivoaka ao an-trano ary koa mba hahazoan' ny trano rivotra sy hazavana. (Roa karazana ny hazo rafibaravarana, dia ny tolana sy ny lelavaravarana: ny tolana no iraiketan' ny varavarana amin' ny rindrina noloahana ary ny lelavaravarana kosa dia ilay hazo fisaka voavoatra ho azo arindrina sy vohaina mipetaka amin' ny tolana amin' ny alalan' ny savily) [1.1]
6 rafitra hazo na vy mameno ny bananoaka natao hidirana sy hivoahana [1.13]
Explications en anglais  7 a door or window opening [1.7]
Explications en français  8 porte [1.8, 1.13]
9 fenêtre [1.8]
Exemples  10  Dia injay novohany ny varavarana. [2.895#23]
11  I Zama no namoha varavarana anay. [2.445#16]
12  Tsy nikatona rahateo moa ny varavarana. [2.4#83]
Vocabulaire  13  Economie: bâtiments, travaux publics
Combinaisons  14  47 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot varavarana
Proverbes  15  Proverbes contenant ce mot
Article  16 Randzavola: varavarana ao amin' ny Baiboly

Entrée (2/2) 17  varavarana
Partie du discours  18  nom
Morphologie 
19  Simple :
20  Préfixée :
Explications en malgache  21 [Betsimisaraka] Anaran-kazandrano [1.1]
Vocabulaire  22  Zoologie: poissons

Mis à jour le 2026/04/28