|
|
|
|

Entrée vaozina (vao)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache ( havaozina no fampiasa kokoa) Soloana hafa: Novaoziny daholo ny mpiasam-barotra tao aminy
Soloana vaovao: Vaozin' ny lohataona ny zava-drehetra
Averina, indraozina: Rehefa lehibebe, tsara hovaozina ny toky nomena tamin' ny batemy [1.1]
Morphologie 
Présent : vaozina, vaoziko, vaozinao, vaoziny, vaozintsika, vaozinay, vaozinareo, vaozin', vaozin-, vaozim-, vaozi-
Passé : novaozina, novaoziko, novaozinao, novaoziny, novaozintsika, novaozinay, novaozinareo, novaozin', novaozin-, novaozim-, novaozi-
Futur : hovaozina, hovaoziko, hovaozinao, hovaoziny, hovaozintsika, hovaozinay, hovaozinareo, hovaozin', hovaozin-, hovaozim-, hovaozi-
Impératif : vaozy
Autres orthographes 

Mis à jour le 2023/01/20