Entrée | 1 vaozina |
Radical | 2 vao |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 (havaozina no fampiasa kokoa) Soloana hafa: Novaoziny daholo ny mpiasam-barotra tao aminy 5 Soloana vaovao: Vaozin' ny lohataona ny zava-drehetra 6 Averina, indraozina: Rehefa lehibebe, tsara hovaozina ny toky nomena tamin' ny batemy [1.1] |
Morphologie |
|
Autres orthographes | 11 havaozina |
Anagrammes | 12 ivazoan, nivazoa, vaozina, vazoina, zavonay |
Mis à jour le 2023/01/20 |