Entrée (1/2) | 1 vantana |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Mahitsy: Vantana ity lalana ity fa aroho Tsotra tsy misy olakolaka: Vantana ny ankizy raha miteny Tsotra tsy misy aingitraingitra na haingonkaingony: Vantana loatra izany hira izany! |
Explications en anglais |
4 [1.7] straight forward, open |
Explications en français |
5 [1.3] droit, sans détours, ouvert, simple, clair, par où l'on passe aisément, correct: Vantana ny ankizy madinika, raha milaza zavatra (Les enfants parlent sans détours, sont ouverts, simples, quand ils disent quelque chose) ~ Vantana loatra ny hiranareo (Votre chant est trop simple) ~ Vantana io lalana io (Ce chemin est droit, facile) ~ Vantana ny fiteniny (Son language est clair, correct) |
Exemples |
6 Tsotra ny teninareo, ka mba tsotra sy vantana koa no havaliko azy. [2.587#] 7 Fa ny fantatra ho niara-nandrongatra sahala amin' ny vantana iray, dia ny ala atsinanana rehetra sy ny faritany manamorona azy. [2.472#] |
Dérivés |
|
Entrée (2/2) | 13 vantana |
Partie du discours | 14 adjectif |
Explications en malgache |
15 [1.1] Voan' ny aretin-kibo ka mivalana tsy mahatsiaro tena: Vantana ao Ibalita hatramin' ny aninaraina |
Explications en français |
16 [1.3] qui a la diarrhée |
Vocabulaire |
17 Santé |
Anagrammes | 18 |
Mis à jour le 2025/01/21 |