Entrée (1/2) | 1 vango |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 vely, famelezana [Tambahoaka]
[1.78] 4 dona, vely [Taisaka] [1.78] 5 famelezana, fikapohana [Tanala] [1.78] 6 Famelezana izaitsizy; fanesokesohana (sakafo) tsy misy fiatoana [1.1] |
Dérivés |
|
Entrée (2/2) | 12 vango |
Partie du discours | 13 nom |
Explications en malgache |
14 Karazan-trondron-dranomasina izay tsy saro-pantarina amin' ny kirany madinika betsaka izay mihintsana ho azy raha vao fihinina mafimafy ny trondro; matsiro nofo, saingy bebe taolana ny vango: halavany: 75 sm (midina any an-dranomasina ny vango rehefa hanatody eo amin' ny volana Zanvie ka hatramin' ny volana Marsa) [Sakalava]
[1.1] |
Explications en français |
15 variété de poisson de mer [1.13] |
Vocabulaire |
16 Zoologie: poissons |
Anagrammes | 17 vango, vonga |
Mis à jour le 2020/07/31 |