Entrée | 1 valopy |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Taratasy naforitra efatra ary midity ka aiditra ao anatiny ny taratasy alefa ho an' olona |
Explications en anglais |
4 [1.7] an envelope |
Explications en français |
5 [1.8, 1.13] enveloppe |
Exemples |
6 valopy manga miforiporitra sy malotom-bovoka no natolony ahy tamin' izany. [2.472] |
Anagrammes | 7 pilavo, pivola, valopy |
Mis à jour le 2020/07/31 |