Entrée | 1 valalatsimandadiharona |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Teny enti-milaza ny zaza amam-behivavy izay tsy mba afaka mandositra raha misy fahatairana |
Exemples |
4 [2.471] Satria ny mpanjakany, na izay mpitarika azy, tsy mba nijery loatra izay ho soa ho an' ny vahoakany, fa niray petsapetsa tamin' ny mpamarina olona hamitaka ny valalatsimandadiharona: |
Mots élémentaires | 5 valala, tsy, mandady, harona |
Mis à jour le 2024/12/07 |
![]() |