Entrée | 1 valalatsimandadiharona |
Mots élémentaires | 2 valala, tsy, mandady, harona |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Teny enti-milaza ny zaza amam-behivavy izay tsy mba afaka mandositra raha misy fahatairana |
Exemples |
5 Satria ny mpanjakany, na izay mpitarika azy, tsy mba nijery loatra izay ho soa ho an' ny vahoakany, fa niray petsapetsa tamin' ny mpamarina olona hamitaka ny valalatsimandadiharona: [2.471] |
Mis à jour le 2024/12/07 |