Entrée | 1 valahara |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Mitandro ny haja, ny voninahiny; mahatsiaro menatra (fampiasa indrindra ialohan' ny "tsy"): Tsy volahara: Tsy menatra, tsy mendrika |
Explications en anglais |
4 [1.2] a word apparently used only with the negative "tsy" |
Explications en français |
5 [1.3] honnête, qui sait rougir, qui a de l'honneur |
Antonymes | 6 tsyvalahara |
Analogues | 7 tsy vaky atatra, tsy vaky aty, tsy vaky afero |
Proverbes | 8 Proverbes contenant le mot valahara |
Mis à jour le 2024/12/12 |