Entrée | 1 tsy vaky atatra |
Radical | 2 tsy, vaky, atatra |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 olona tsy mahalala menatra na kely ara; olona lany henatra [1.1] |
Explications en français |
5 impudent, éhonté [1.3] |
Exemples |
6 Araka ny filazany, dia olon-dratsy sy tsy vakiatatra daholo ireny olona ireny. [2.4] |
Autres orthographes | 7 tsyvakiatatra |
Synonymes | 8 tsy vaky afero |
Antonymes | 9 vakyatatra |
Anagrammes | 10 tsyvakiatatra, tsy vaky atatra |
Mis à jour le 2021/10/13 |