|
|
|
|

Entrée1  vaky barara
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] voapotsitra ka miseho miharihary ny ratsy na ny lainga natao; menatra fa hita na naseho miharihary ny hadisoana nafenina, vaky lainga
Jereo bantsilana
Explications en anglais  4  [1.7] confounded by the evidence
Explications en français  5  [1.8] mis à découvert
Exemples  6  [2.587] vaky barara ny laingany!
7  [2.470] Naka aina kely Ravokatra ary vaky barara ka nilaza tamin-pahatsorana hoe: Ny hakamoabenao re, raha tianao ho fantatra.
Mots élémentaires  8  vaky, barara

Anagrammes  9  vakibarara, vaky barara

Mis à jour le 2025/02/02