Entrée |
vakoka
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Masombola na rojo volafotsy vaventy fanao haban-tanana [1.1]
|
| Masombolafotsy lehibe fanao haingo fehin-tanana na tongotra [2.436]
|
| Rojo volafotsy vaventy fanao haban-tanana [1.62]
|
Explications en anglais | A silver chain [1.7]
|
Explications en français | Une grande chaîne d'argent [1.3]
|
| Chaîne d'argent [1.8]
|
Exemples |
1 | ary rahefa izany, asiana ny vakoka sy ny haingo
[2.48]
|
2 | Mirandrana izy, ary volamena avokoa ny satroboninahitra, ny fehivozona, ny fehin-kibo, ny vakoka nanaovany.
[2.113]
|
|
Morphologie |
|
|
Entrée |
vakoka
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Vola na harena tehirizina; rakitsoa sarobidy navelan' ny ray aman-dreny na ny razana. [1.1]
|
| Akora na fitaovana tranainy mirakitra ny ela ahitana taratra ny maha izyy azy ny firenena
sy ny vahoaka mbamin' ny tantarany ka zary harem-pirenena, rakitsoa saobidy tehirizina ho fantatry
ny taranaka mifandimby: Maro ny vakoka nentin-drazana [1.62]
|
Explications en anglais | Inherited treasure; Malagasy traditions [1.7]
|
Explications en français | Trésor [1.3]
|
| Trésor dont on hérite; traditions [1.8]
|
Exemples | Ny Fanjakana, miaraka amin' ny Vondrombahoakam-paritra itsinjaram-pahefana, no miantoka ny fampivoarana sy ny fiarovana ny vakoka ara-kolontsaim-pirenena sy ny famokarana ara-tsiansa, ara-haisoratra ary ara-javakanto.
[1.320]
|
|
Entrée |
vakoka
|
Partie du discours | nom
|
Explications en français | [Betsileo]
(sens général : trésor, objets précieux). Trema orientalis Blume (Ulmaceae). Nom donné à cet arbre quand on utilise son bois à faire des talismans contre les effets de la foudre ou la peur du tonnerre.
[1.196]
|
Nom scientifique | Trema orientalis |
Vocabulaire |
|
Entrée |
Vakoka
|
Partie du discours | nom propre (titre de livre)
|
Sous-titre | Dictionnaire des Synonymes de la Langue Malgache |
/m:copyrigh>
Editions | 1948.
1955.
1957. Ambozontany. Largeur: 14cm. Hauteur: 22cm. Pages: 271.
1965. Ambozontany. Largeur: 14cm. Hauteur: 19cm. Pages: 334.
|
Vocabulaire |
Tableaux et planches | Tous les titres
|
|