Entrée (1/2) | 1 vahana |
Radical | 2 vaha |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 borahina: Novahana ny entany ka iny nipitika ny kilalao nentiny ho an-janany 5 alana fatorana: Tokony hovahana ity alika ity amin' ny alina 6 esorina ny fahany: Efa novahan-dRasoa ilay Tomba teto omaly 7 tapahina: Dia hovahana izany ny fanekentsika [1.1] |
Explications en français |
8 qu’on délie, qu’on détache, qu’on effile, qu’on rompt [1.3] |
Exemples |
9 Aoka hovahantsika ny fanekentsika (Rompons notre convention) [1.3] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 16 vahana |
Partie du discours | 17 nom |
Explications en malgache |
18 Haben' ny toe-batana: Efa vahany ny azy io kelikely io fa inona izy no marary eo [1.1] |
Explications en français |
19 les dimensions du corps, des troncs d'arbre [1.3] |
Mots composés |
|
Anagrammes | 22 avahan, hanava, havana, navaha, vahana |
Mis à jour le 2023/10/17 |