|
|
|
|

Entrée1  tsy roa aman-tany
Mots élémentaires  2  tsy, roa, amana, tany
Partie du discours  3  locution
Exemples  4  Idada sy neniny, hono, no nanomana lanonana tsy roa aman-tany toy izao. [2.470]
5  Zava-dehibe taminy izany, hafaliana tsy roa aman-tany, ka tsy tanany ny ranomasony. [2.472]

Mis à jour le 2023/11/24