Entrée | 1 tsy mataho-tody |
Partie du discours | 2 locution |
Explications en malgache |
3 Olon-dratsy tokony hatahorana satria tsy matahotra ny hanao ratsy anao izy noho izy tsy matahotra tody [1.1] |
Mots élémentaires | 4 tsy, matahotra, tody |
Mis à jour le 2023/06/12 |