Entrée tsy mandady amin' ny hazo tsy fantatra
Mots élémentaires tsy ; mandady ; hazo ; fantatra
Partie du discours locution
Explications en malgache Fomba fiteny raha mangata-bady ilazana fa tsy miditriditra befahatany amin' ny fianakaviana tsy fantatra akory Razazalahy fa amin' ny fototr' olona efa fantany sy ankasitrahany [1.1]

Mis à jour le 2023/04/24