Entrée | 1 tsy hita paipaika |
Partie du discours | 2 locution |
Explications en malgache |
3 [1.1] tena very tanteraka, na tsy antenaina ho hita intsony |
Explications en français |
4 [2.415#6674] L' eau est si profonde qu' on ne peut pas en trouver le fond |
Exemples |
5 [2.587] Nokarohina izay olona ka tsy hita paipaika. |
Mots élémentaires | 6 tsy hita, paipaika |
Synonymes | 7 tsy hita polopolorina, tsy hita popoka, tsy hita veroka |
Mis à jour le 2024/12/10 |
![]() |