|
|
|
|

Entrée1  tsy ahoan-tsy ahoana
Mots élémentaires  2  tsy, ahoana
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.1] tsy misy antony inona, tsy misy vidiny
Explications en anglais  5  [1.2] (tsy ahoana tsy ahoana) causelessly, without reason
Exemples  6  [2.4] Tena tsy ahoan-tsy ahoana ialahy, hoy izy, tena olona "vinany", tena faikam-boto!
7  [2.69] Fa nirehaka kosa Ifara hoe: "Tsy ahoan-tsy ahoana izany anareo indray miteraka avokoa.
8  [2.5] Nanomboka indray ny famonoana tsy ahoan-tsy ahoana sy ny fampijaliana ny babo noho ny antony maivana.
9  [2.508] famaboana olona hatao andevo na hamidy ho andevo, famonoana sy fandringanana tsy ahoan-tsy ahoana indraindray.
Autres orthographes  10  tsyahoanatsyahoana

Mis à jour le 2024/12/12