|
|
|
|

Entrée1  tsy adala tsy hendry
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] enti-milaza toetra hafahafa, fa raha miteny toa mahalala rariny, nefa ny fiainana tsy araka izany, na ny fiainana tsara, fa ny fiteny tsy mendrika
Mots élémentaires  4  tsy, adala, hendry

Mis à jour le 2024/12/07