Entrée | 1 tsy mahomby |
Mots élémentaires | 2 tsy, mahomby |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 [1.1] tsy tsara, tsy manjary, tsy misy vidiny |
Exemples |
5 [1.1] tsy mahomby miasa tany izy 6 [1.1] tsy nahomby ny tetik' ireo nandroba tany Toamasina 7 [1.1] tsy hahomby ny zokinao akory inao, fa aza minaikanaika aminy |
Mis à jour le 2024/12/07 |
![]() |