Entrée tsitoavina
Partie du discours nom
Explications en malgache Karazan-kazo madinidinika toy ny tapia, izay fihinan' ny landy ny raviny [1.1]
Exemples Famelomana ny lava ravina, sy ny tsitoavina, aharo ireo, totoina ny ravina, dia esorina ny faikia ny, dia asiam-panasina ny rano ny, dia ampisotroina ny zaza kely. [2.48]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31