Entrée | 1 tsiravina |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Raiki-tahotra mafy, mivadi-po: Tsiravina aho nahita ilay olona nanao saron-tava nitana antsy |
Explications en français |
4 [1.3] tremblant, effrayé, alarmé |
Exemples |
5 [2.472] tsiravina izahay telo mianaka nanatrika teo nahita ireto zavatra namelezan' olona anay mianakavy. 6 [2.324] Nony tonga teny atsimotsimo akaikin'ny tanàna izy, dia tsiravina nahita ny faty niampatrampatra teny, na fatin'olo-marina matin'ny jirika, na fatin'ny jirika matin'ny miaramila. 7 [2.472] Hehin' ny matahotra anefa, ka vava misokatra hafahafa anatin' endrika tsiravina izany no hita. |
Dérivés |
|
Proverbes | 10 Proverbes contenant le mot tsiravina |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |