|
|
|
|

Entrée1  tsipoy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Vorona manana toe-batana foniponitra tsara bika, mitovitovy amin' ny akoho kely reny; ny lahy maramara fotsy mipentina volomparasy ny tratrany sy ny vozony; ny vavy kosa, izay kelikely kokoa noho ny lahy, dia volombatolalaka mipentina fotsy madinika
Explications en anglais  4  [1.7] a kind of partridge
Explications en français  5  [1.54] perdrix
6  [1.8] espèce de perdrix
Vocabulaire  7  Zoologie: oiseaux
Mots composés 
Proverbes  9  Proverbes contenant le mot tsipoy
Article  10  Randzavola: tsipoy ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2024/12/07