|
|
|
|

Entrée1  tsiny amam-pondro
Mots élémentaires  2  tsiny, amana, fondro
Partie du discours  3  locution
Exemples  4  Andriamanitra tsy azo omen-tsiny amam-pondro [2.285#159]
5  Aminy no iantefan' ny tsiny amam-pondro na dia tsy fidiny aminy aza ny fahakambotiany [2.470#78]
6  fa raha afaka izay tsiny amam-pondro, ny arahaba amin' izay hasina hatao, trarantitra, aza marofy hianao [2.654]

Mis à jour le 2024/03/08