Entrée (1/2) | 1 tsimatra |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Hombo apetaka amin' ny sobiky hahazoana mamatotra azy amin' ny bao filanjana Hombo vy mifaraingo atsatoka amin' ny tany ary manenjana ny lay 4 [1.78] [Bezanozano] fantsika, hazo |
Exemples |
5 [2.472] Efa voazara an-karona ny fotsimbary nasiany tsimatra roa ny harona tsirairay, dia nafatony mafy tamin' ny bao rofa amin' ny tendrony aloha sy aoriana. |
Radical | 6 tsy, matra |
Analogues | 7 tsimaday |
Entrée (2/2) | 8 tsimatra |
Partie du discours | 9 nom |
Explications en français |
10 [1.196] (de matra ou matsa : taquin, espiègle). Salacia madagascariensis subsp. dentata (Baker) H.Perrier (Celastraceae). Arbre à fruits comestibles, agréables. Grandidier en compare la saveur à celle de l'Annone. Voir H.Perrier : Sur quelques plantes non cultivées de Madagascar à fruits comestibles, Revue de Botanique Appliquée, 1924. [Bezanozano]
11 [Merina] 12 [Tanala] |
Vocabulaire |
13 Botanique |
Radical | 14 tsy, matra |
Nom scientifique |
|
Mis à jour le 2025/02/02 |
![]() |