|
|
|
|

Entrée (1/2)1  tsikafara
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Karazana voady amoriam-bahoaka sy anaovana lanonana lehibe, fanao indrindra any amin' ny Betsimisaraka
4  [1.13] fomban-drazana atao matetika amonoana omby na biby hafa rehefa tanteraka ny voady natao
Explications en français  5  [1.13] cérémonie de voeu exaucé
Exemples  6  Raha misy zavatra irin' ny Betsimisaraka, ka tanteraka io zavatra io, dia mifaly izy, ary ny lanonana ataony amin' izany no "tsikafara". [2.471]

Entrée (2/2)7  tsikafara
Partie du discours  8  nom
Explications en malgache  9  [1.78] [Tambahoaka] faniriana

Anagrammes  10  tsakafary, tsikafara

Mis à jour le 2020/07/31