Entrée | 1 Tsiarondahy |
Partie du discours | 2 nom propre (ethnonyme) |
Explications en malgache |
3 [1.1] Ny lehilahy amin' ny mpanompon' ny mpanjaka, izay zary foko iray mihitsy Lehilahy menakelin' ny mpanjaka fahizay |
Exemples |
4 Ary tsiarondahy, tsy mitondra hetra izy, omen' andriana ambolena sy ilevenana, izany no azy. [2.48] |
Vocabulaire |
5 Histoire: clans, tribus |
Analogues | 6 tsiarombavy |
Citations | 7 Textes citant Tsiarondahy |
Mis à jour le 2024/12/12 |