|
|
|
|

Entrée1  Tsiarombavy
Partie du discours  2  nom propre (ethnonyme)
Explications en malgache  3  Ny vehivavy amin' ny mpanompon' ny mpanjaka fahiny izay niforona ho toy ny foko iray mihitsy [1.1]
Exemples  4  Ato ny Mainty telo toko, ny tsiarombavy, ny Manendilahy, ny fananan' ny Manisotra; [2.857#]
Vocabulaire  5  Histoire: clans, tribus
Analogues  6  tsiarondahy

Mis à jour le 2024/10/21