|
|
|
|

Entrée1  tsatohana (tsatoka)
Partie du discours  2  verbe passif
Explications en malgache  3  Asiana (zavatra) mijoro tsy mihetsika, lentehana, joroana: Notsatohana hazo lava iray teo afovoan' ny tokotany
4  Asiana, anaovana (teny) hantitra sy maharary: Notsatohako teny kely ny anao lahy ka niondrika tsy nahateny [1.1]
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :

Anagrammes  9  tsatohana, tsotahana

Mis à jour le 2023/01/20