Entrée tsangan-kevitra
Mots élémentaires tsangana ; hevitra
Partie du discours locution
Explications en malgache Ny fototra ijoroan' ny hevitra tanana [1.1]
 Foto-kevitra ijoroan'ny olona iray ary voavelabelatra amin'ny fomba maro [1.13]
Explications en français Idéologie [1.5]
 Doctrine [1.13]
Exemples Azon' i Galliéni notanterahina anefa va izany tsangan-kevitra izany? [2.285]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2023/03/09