|
|
|
|

Entrée1  tsangan-kevitra
Mots élémentaires  2  tsangana, hevitra
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  ny fototra ijoroan' ny hevitra tanana [1.1]
5  foto-kevitra ijoroan'ny olona iray ary voavelabelatra amin'ny fomba maro [1.13]
Explications en français  6  idéologie [1.5#144]
7  doctrine [1.13]
Exemples  8  Azon' i Galliéni notanterahina anefa va izany tsangan-kevitra izany? [2.285#123]
Vocabulaire  9  Philosophie

Mis à jour le 2023/03/09