Entrée |
tsangambato
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Vato ajoro ho fahatsiarovana miaramila maty an' ady tany lavitra ka tsy hita ny taolambalony [1.1]
|
| Vato lehibe ajoro ho fahatsiarovana ny olona maty tany an' ady na noho antony hafa ka tsy hita ny taolambalony [1.62]
|
Explications en anglais | A gravestone, cenotaph, tombstone; a stone set up on end as a memorial of some event [1.2]
|
| A monument [1.7]
|
Explications en français | Pierre ou monument commémoratif [1.8]
|
Exemples |
1 | Vorodamba efa tontan' ny ela no misarona ilay tsangambato (A. Rajon)
[0]
|
2 | lo no tsangambato tsy levona mariky ny nanapahan' ny Hova azy.
[2.499]
|
3 | Maro ny tsangambato navelany izay ataon' ny olona hoe Vatonkimosy.
[2.508]
|
4 | Nanorina tsangambato teo akaikin' Ambaiboho, teo amin' ny moron' i Sahabe, ny mponin' Antsihanaka atsimo, ho fahatsiarovana ireo mpiray tanindrazana aminy namoy aina tao amin' ilay renirano manan-tantara.
[2.472]
|
|
Synonymes | |
Mots élémentaires | tsangana,
vato |
Titres |
|
Citations |
Illustrations |
|
|
Entrée |
tsangambato
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Zavatra tokony hotsarovana, asa mendrika hotadidina, andro lehibe na malaza tsy hohadinoina [1.1]
|
| Asa mendrika hotadidina sy hotsarovana mandrakariva, andro manan-daza tsy tokony hohadinoina [1.62]
|
Exemples | Ny boky no tsangambato avelan' ny mpanoratra ho an' ny taranaka
[1.1|1.62]
|
Mots élémentaires | tsangambato |
|
Entrée |
Tsangambato
|
Partie du discours | nom propre (titre de livre)
|
Explications en français | Pendant son incarcération, [Randriamaromanana] a écrit un livre Tsangambato,
où il laisse des conseils, des réflexion sur la philosophie malgache, sur le pouvoir,
la culture. Cet ouvrage est encore inédit. [1.59]
|
Auteur | Randriamaromanana Albert, 1948 |
Vocabulaire |
Tableaux et planches | Tous les titres
|
|
Entrée |
Tsangambato
(tsangana, vato)
|
Partie du discours | nom propre (toponyme)
|
Vocabulaire |
Coordonnées | -20.1666667, 45.2
-19.9833333, 48.7833333
-17.5833333, 49.1666667
|
Toponymie | tsangana,
vato |
|