|
|
|
|

Entrée1  tsakoina (tsako)
Partie du discours  2  verbe passif
Explications en malgache  3  Potipotehina amin' ny nify ao am-bava: Tsakoy tsara ny zavatra haninao mba tsy hamizana ny vavoninao [1.1]
Explications en anglais  4  to be chewed [1.7]
Explications en français  5  qu'on mâche; [1.8]
Exemples  6  Rehefa tanehina ka hanina izy, tahaka ny fon-jozoro no tsakoina ao am-bava [2.472]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :
Proverbes  11  Proverbes contenant le mot tsakoina

Anagrammes  12  anatsiko, antsakio, antsioka, atsikano, kotsaina, takosina, tsaikona, tsakoina

Mis à jour le 2023/01/20