Entrée (1/2) | 1 tsakitsaky |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] (taloha) Enti-milaza ny vary nomena an' ireo "velona", izany hoe ireo afaka soa aman-tsara tamin' ny fampinomana na fampisotroana tangena (ankehitriny) -1) Sombin-kanina kely indraim-bava hanin' ireo mpisotro zava-pisotro mahery. -2) Sakafo fanampiny, haninkanina |
Entrée (2/2) | 4 tsakitsaky |
Partie du discours | 5 nom |
Explications en malgache |
6 [1.78] [Tambahoaka]
katsaka 7 [1.78] [Tanosy] ampemba |
Vocabulaire |
8 Botanique: herbe |
Anagrammes | 9 |
Mis à jour le 2025/01/21 |