Entrée | 1 trano heva |
Mots élémentaires | 2 trano, heva |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 [1.1] izay tsy nasiana rindrina fa zoro sy lavany ary sakany fotsiny mba hipetrahan'ny lohany |
Explications en français |
5 [1.3#740] un hangar composé d'un troit soutenu seulement par des piliers |
Exemples |
6 Lavaka iray lehibe ao ambadiky ny tranoheva no amatrarany ny fako sy ny zezi-tsoavaly. [2.470] 7 Naantsoko moramora teo amoron-dalana ny fiarakodia, dia namoha ny tranoheva fitoerany aho. [2.944] 8 Mbola izy telo mianaka ihany no hita teo amin' ny trano heva [2.356] |
Autres orthographes | 9 tranoheva |
Mis à jour le 2024/12/12 |