Entrée | tosidra (tosika, ra) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fanoheran' ny aritera amin' ny fanosehan' ny ra, ka raha mafy tsy mifandanja amin' ny fonon' ny aritera io fanosehana io dia mety ho tapaka ny lalandra [1.1] | |
(tosi-dra) tohitry ny rindrin'ny lalandra amin'ny ra mikoriana ao aminy [1.13] | ||
Explications en français | (tosi-dra) tension artérielle [1.13] | |
Vocabulaire | Santé | |
Mis à jour le 2020/07/31 |