|
|
|
|

Entrée1  tonon-taona
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] fitsingerenan' ny taona amin' ny fandroana tamin' ny andro taloha; taty aoriana, nentina nilaza ny vanin' andro lehibe amin' ny taona, toy ny taom-baovao, ny fetim-pirenena
4  [1.13][tonontaona] vanin-taona manana ny toetrandro mampiavaka azy amin'ny hafa
Explications en français  5  [1.5] saison
6  [1.13][tonontaona] saison
Vocabulaire  7  Géographie: (en général)
Mots élémentaires  8  tonona, taona
Synonymes  9  vanin-taona

Anagrammes  10  natontonao, notontanao, tonon-taona, tontonanao

Mis à jour le 2025/01/21