Entrée tongoa
Partie du discours nom
Explications en malgache Zavatra mitaingina eo ambonin' ny tena izy
Teny nilazana ny trafon' omby fahiny
Tatao na fanampy
Teny fanafohezana ny hoe tongoamihonkona [1.1]
 Hatevin'ny nofontany na vato mandrakotra velarana iray [1.13]
Explications en français Couche [1.13]
Dérivés 
Mots composés 
Proverbes 

Mis à jour le 2023/09/05