Entrée | 1 mifanongoa |
Radical | 2 tongoa |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mifanaingina, izany hoe ny sasany mitaingina eny ambonin' ny sasany: Tsy nisy vatonifanongoa taorian' ilay rivo-doza |
Exemples |
5 famirapiratana avokoa no tazana ombieny ombieny, tsy arabe, tsy lalankely, tsy kianja malalaka, tsy tokotany tery, tsy varavaram-pitaratra mifanongoa arivoarivo. [2.470] |
Morphologie |
|
Synonymes | 10 mifanindry |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2024/12/11 |