|
|
|
|

Entrée1  tondra-drano
Mots élémentaires  2  tondraka, rano
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  rano vaky ka manafotra ny tany iva sy ireo lemaka [1.1]
Explications en anglais  5  a flood [1.7]
Explications en français  6  inondation [1.8, 1.5]
7  [tondradrano] inondation [1.13]
8  crue [1.8]
Exemples  9  Tsy samorona atahorana tondra-drano Ikopa tamin' izay [2.470]
10  Araky ny efa voalaza, ny amy ny ilay rivotra namely mafy teo, sy ny orana be naha tondradrano sy namaky fefiloha [2.59]
Vocabulaire  11  Géographie: (en général)
Synonymes  12  safo-drano

Mis à jour le 2024/08/13