|
|
|
|

Entrée1  tondra-drano
Partie du discours  2  locution
Vocabulaire  3  Géographie: (en général)
Explications en malgache  4  Rano vaky ka manafotra ny tany iva sy ireo lemaka [1.1]
Explications en anglais  5  A flood [1.7]
Explications en français  6  Inondation [1.8, 1.5]
7  Inondation [1.13]
8  Crue [1.8]
Exemples  9  Tsy samorona atahorana tondra-drano Ikopa tamin' izay [2.470]
10  Araky ny efa voalaza, ny amy ny ilay rivotra namely mafy teo, sy ny orana be naha tondradrano sy namaky fefiloha [2.59]
Synonymes  11  safo-drano
Mots élémentaires  12  tondraka, rano

Mis à jour le 2024/08/13