Entrée | 1 tokozihitra |
Radical | 2 toko, zihitra |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Fihenahenana tsy mety mihetsika hiasa na hanampy (ny toko dia atsatoka hiorina mafy eo amin' ny fatana mba tsy hampiongana ny vilany); famitsahana na fitakokoana noho ny hatsiaka [1.1] |
Dérivés |
|
Mis à jour le 2020/07/31 |