|
|
|
|

Entrée1  tokam-bolana
Mots élémentaires  2  tokana, volana
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  Enti-milaza olona tsy mivadika amin' ny teny nataony, fa rehefa izay dia izay; tsy be teny fa dia iray iny ihany ary tsy ovana na soloana [1.1]
5  tsy mandainga, tsy mivadibolàna [1.13]
Explications en français  6  fidèle [1.13]

Mis à jour le 2023/05/24