Explications en malgache |
3 Zavatra anampy zavatra hafa iray mba hahafeno tsara ilay voalohany: Liana handre ny tohin' ilay tantara aho
4 Fampidiran-javatra maro mifanarakaraka amin' ny kofehy na tsora-by: Tohy vakana
5 Famerenanjavatra na fiverenan-javatra fanindroany indray: Matahotra aho sao hisy tohiny ity ady ity
6 Fanalavana: Ny rambo, hono, dia tohin' ny hazondamosina ihany ~ Fohy loatra io tady io ka tsy hahatakatra raha tsy asiana tohiny
7 Fomba na asa enti-mampitambatra: Ataovy tsara tohy ireo hazo ireo [1.1]
|