|
|
|
|

Entrée tohizana (tohy)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Asiana zavatra tohiny, ka misy teny famenony mandrakariva eo aorianany: Hotohizana rofia ity kofehy ity fa fohy loatra. (Aza afangaro amin' ny tohizina [1.1]
Morphologie 
Présent : tohizana, tohizako, tohizanao, tohizany, tohizantsika, tohizanay, tohizanareo, tohizan', tohizan-, tohizam-, tohiza-
Passé : notohizana, notohizako, notohizanao, notohizany, notohizantsika, notohizanay, notohizanareo, notohizan', notohizan-, notohizam-, notohiza-
Futur : hotohizana, hotohizako, hotohizanao, hotohizany, hotohizantsika, hotohizanay, hotohizanareo, hotohizan', hotohizan-, hotohizam-, hotohiza-
Impératif : tohizo

Mis à jour le 2023/01/20