Entrée | 1 tohika |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Di-doha, kiry hanao araka ny heviny ihany: Be tohika Rangahy io ka tsy azo iadian-kevitra [1.1] |
Exemples |
4 Hay ve, hoy izy, toa resy tohika sy tsy te-hiteny intsony. [2.470] |
Dérivés |
|
Analogues | 10 di-doha, hamafy hatoka, hamafy sofina, bohihy, botraika, fitokozihitra, fihenahena, fikiry, fikiribibiana, fikitroka, fikitrohana |
Mots composés |
|
Proverbes | 15 Proverbes contenant le mot tohika |
Anagrammes | 16 hatoky, hitako, hitoka, hotaki, hotika, kihota, tahiko, tohaky, tohika |
Mis à jour le 2023/09/14 |