Entrée | 1 tohanana |
Radical | 2 tohana |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Asiana zava-misakana tsy hianjera: Tokony hotohanana ity andry ity fa toa malemy Tantanana tsy hianjera: Tohano io marary io fa fanina Sakanana tsy ho avy: Moa ve azo tohanana tokoa ny havandra? Sakanana: Notohanany aho tsy hiditra, ka lasa nisintona amim-pahendrena. Ampiana: Notohanany ny kamboty sy mananotena fahavelony |
Morphologie |
|
Proverbes | 9 Proverbes contenant le mot tohanana |
Anagrammes | 10 |
Mis à jour le 2025/01/21 |