Entrée | toeran > toerana (toetra) | |||
Partie du discours | nom | |||
Explications en malgache | Fipetrahana; ny misy ny zavatra iray andavanandro: Samy ataovy amin' ny toerany avy ny zavatra rehetra Fipetraka, fitoetra: Tsy tiako ny toeran' ity trano ity. [1.1] | |||
Explications en anglais | A place [1.7] | |||
Explications en français | Lieu, endroit, situation, emplacement [1.8, 1.13] | |||
Morphologie |
| |||
Mots composés |
| |||
Proverbes | Proverbes contenant le mot toerana | |||
Anagrammes | anatero, anetrao, toerana |