Entrée | 1 todika |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Hodina, fijerena na fanodinana ny loha eo anindrana na any aoriana; herika. |
Explications en français |
4 [1.3#706] action de tourner la tête, de revenir vers 5 [1.13] orientation, sens, direction, référence |
Exemples |
6 Tongilangilana ravin'ovy / todika ravin'ampaly / tsingilangilao tsara ny faka zanak'olona / fa aza atao sesibe toa fotaka / ny mandadiana aza raha vazivazina tsy mandaitra / ka mainka fa izaho zanak'olona [2.131#71] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Anagrammes | 18 |
Mis à jour le 2025/01/21 |