|
|
|
|

Entrée1  tilikambo
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Ilany avo milangalanga amin' ny trano sasantsasany, izay maziina boribory na efa-joro ny bikany, ka atao ho fitiliana avy any ambony: Ny tibikambo dia atao tranon-dakolosy amin' ny fiangonana
Explications en anglais  4  [1.7] a tower
Explications en français  5  [1.8] tour, tour de garde
Exemples  6  Somary an-kavoana ny fiangonana, hany ka na dia lavitra aza dia tazana mitsilotsilo amin' ny lanitra ny tilikambony ary ren' ny manodidina toy ny miteny mihitsy ny lakolosiny. [2.470]
Mots composés 

Mis à jour le 2024/12/07